Betsaka ny "business" eto Madagasikara te hiseho voalohany amin'ny Google. Ahoana no atao? Inona ireo dingana voalohany tokony ho fantatra amin'ny SEO Madagasikara? Zarao ny traikefanareo sy ny "astuces" hahatonga ny "business" -nareo ho hitan'ny rehetra