Mihamaro ny "e-commerce" eto Madagasikara. Fa ahoana no andresena ny olana amin'ny "confiance client" sy ny fampiasana "mobile money"? Zarao ny torohevitra tsara indrindra ho an'ny fivarotana an-tserasera mahomby sy ny fampitomboana ny varotra amin'ny MVola sy Orange Money